Mitohy ny asa fanadiovana sy fanatsarana ny Farihin’i Behoririka izay tanterahan'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Noesorina ireo fotaka miangona sy manentsina ny farihy, mba hanatsarana ny fikorianan’ny rano sy hitandroana ny fahadiovan’ny tontolo iainana.
Asa fanadiovana sy fanatsarana ny Farihin’i Behoririka
2 Septambra 2026 — SuperAdmin
