-Amin'ny anaran'ny Filohan'ny Delegasiona Manokanan'ny Tanànan'Antanananarivo Feno RALAMBOMANANA, ny Kaominina Antananarivo Renivohitra dia miarahaba manokana ny mpilalao rehetra sy ny Staff,ny Malagasy Rubgy ary ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena noho izao fandresena izao.
-Ny Tale misahana ny Fanatanjahantena sy Fanabeazana eto anivon'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra no nanotrona ny fitsenana ireto maherifontsika ireto teny amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato.


