Commune Urbaine d'AntananarivoLundi – Vendredi : 08h00 – 16h00

Fanadiovana lakandrano teny Andranomanalina Afovoany

6 Novambra 2026 — AdminCUA
Fanadiovana lakandrano teny Andranomanalina Afovoany
Fanadiovana lakandrano teny Andranomanalina Afovoany
Fanadiovana lakandrano teny Andranomanalina Afovoany

Fanadiovana lakandrano teny Andranomanalina Afovoany ny 30 Oktobra 2026, niarahana tamin'ny ekipan'ny Departemanta misahana ny Rano sy Fahadiovana avy eo anivon'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. ‎ ‎🟤 Tanjona ny hanatsarana ny fikorianan’ny rano, ho fisorohana ny tondra-drano. ‎ #CUA #Antananarivo_Madio_Milamina_MendrikaKokoa

← Hiverina amin’ny vaovao